Teny iditra fitapitapy (tapitapy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomban'ny olona na zavatra mitapitapy, izany hoe tonga miatoato, tsy iray migorodana fa tsirairay na manao andiany ka misy elanelany ny eo aloha sy ny ao afara. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05