Teny iditra fitarikandro (tarika, andro)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaran'ilay kintana mialoha ny masoandro (raha ny tena marina dia tsy tena kintana izy io fa ny planeta Vénus). [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy [Mod. s. from mitarika (tarika), and andro, the day.] The morning star; i.e. the planet Venus. [Richardson 1885]
Fandikana frantsay étoile du matin: la planète Vénus [Abinal 1888]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra vadim-bolana
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31