Teny iditra fitaterana (tatitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitondrana, fitaomana olona na zavatra imbetsaka miverimberina: Fiarakodia fitaterana mpianatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Transport [1.13]
Ohatra 
1Tadidiko teo ilay fiarabe fitaterana hitako halina. [2.4]
2Manaraka ao ary kelikely ny fitaterana sy ny akanjo izay saika sahala. [4.27]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/04