Teny iditra fitebitebena (tebiteby)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanahiana sy fahatahorana fa toa hisy zavatra hihatra amin'ny tena: Loza ny fitebitebeny nandritra ny alina nialoha ny fitsarana. [1.1]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20