Teny iditra fitehafana (tehaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampikatrohana ny felatanana roa ho mariky ny hafaliana: arahabao amin'ny fitehafana ny mpitandro vaovao eto amin'ny fokontany!
Famelezana amin'ny felatanana, famelezana tehamaina: hovidinao lafo iny fitehafanao ny zanako iny [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20