Teny iditra fitehaka (tehaka)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy fomba entina mitehaka, mampikatrokatroka ny felatanana roa ho mariky ny hafaliana
¶ azo tehafina [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23