Teny iditra fitehina (tehina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fomba entina mitehina, miankina, na mitondra tehina [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitehina (tehina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] tehin-dakana [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] hazo lava voafihina ampandehanana ny lakana na ny zahatra [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

2010/05/06