Teny iditra fitelemana (telina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy ny tenda [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy The throat, the gorge [Richardson 1885]
Voambolana 

Teny iditra fitelemana (telina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fanagorodanana na famarinana any an-tenda: Misy fanafody, tsy dia mampaninona loatra ny fanaovana azy ao am-bava, fa ny fitelemana azy no mafy. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a delicacy [Richardson 1885]

2012/12/04