Teny iditra fitelina (telina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitelina na managorodana, mamarina zavatra any an-tenda [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitelina (telina)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo atelina: Tsy mba fitelina ny vato [Rajemisa 1985]

2009/02/23