Teny iditra fitendrena (tendry)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fikasihana zavamaneno mba hamoahany feo: Kingalahy izy amin' ny fitendrena lokanga. [Voambolana: Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)]
Fihinanana zavatra kely: Raha halain-dra, tsy azo atao na dia fitendrena hanina kely foana aza [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05