Teny iditra fitenim-paritany (teny, faritra, tany)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fomba fampiasan' ny faritany isanisany ny teny iombonana. Ao anaty fiteny malagasy, dia misy fitenim-paritany andrefana, manao hoe tihy, taly..., ary fitenim-paritany atsinanana, manao hoe: tsihy, tady [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra fitenim-paritra

Nohavaozina tamin' ny 2009/12/09