Teny iditra fitepoana (tepo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fipepehana, fidondonana moramora, fiemponemponana: Nohenoin' ny dokoterany fitepoan' ny fony, nefa indrisy tsy henony intsony [1.1]
Tovy hevitra fitepotepoana ~ fitepo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31