Teny iditra fiterahana (teraka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famoahana zaza avy ao an-kibo: Saro-piterahana, hono, Rasoa tamin' ilay zanany farany tao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the act of giving birth [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de mettre un enfant au monde [Hallanger 1974]
Fifanahafana  fahaterahana

2010/06/24