Teny iditra fiteronterona (teronterona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba na toetran' ny olona miteronterona, izany hoe mipetraka amin' ny toerana avo milingilingy na mipetraka amin' ny toerana mihaja ary mora tazana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05