Teny iditra fitery (tery)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitery na mamihina tohatr' omby mba hakana ronono: Toa tsy hainao akory izany fitery omby [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitery (tery)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo terena [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23