Teny iditra fitetevana (tete)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Filatsahana mitsltaitaika toy ny patrakala: Sarotra inoana fa ny fitetevan' ny ranonorana mandavan-taona no nahaloaka itỳ vatolampy itỳ
Toetran' ny zavatra, toy ny tafontrano, mamela ny rano hilatsaka mitsitaitaika toy ny patrakala: Amboary haingana itỳ tafo itỳ fa mety hanimba ny valindrihana ny fitetevan' ny tafontrano. / Mandena ny lohan' ny mpantsaka ny fitetevan' ny siny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05