Teny iditra fiteza (teza)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Toetran' ny zavatra miteza, izany hoe mipetaka mahitsy, henjana [Rajemisa 1985]

Teny iditra fiteza
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] mpanompo, mpiasa an-trano [Rakotosaona 1972]

2010/05/06