Teny iditra | fitiavana (tia) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Firaiketam-po amin-javatra na olona iray, izay tiana ho an' ny tena ary irina ho sambatra sy ho finaritra: Mahagaga ny fitiavan' ny reny ny zanany fa vonona ny hahafoy ny ainy ho azy izy. / Loza ny fitiavan' Ikoto kilalao [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | love, affection, liking [Hallanger 1973] | |
Fandikana frantsay | amour, affection [Hallanger 1974] | |
Voambolana | Ontam-po | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny fitiavana io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |