Teny iditra fitifitra (tifitra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitifitra na mamely amin' ny basy, tafondro, tsipika [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitifitra (tifitra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo tofirina [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23