Teny iditra fitihintihinana (tihintihina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fireharehana amin' ny fandeha na ny famindra: Endre izany fitihintihinan' Isambilo kely nahazo voalohany! [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05