Teny iditra fitily
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Voronkely latsadatsaka kokoa noho ny totohondry ny habeny; raha mbola tsy eo amin' ny fotoana fanatodizany, dia mivololombatolalaka ny volony, na ny lahy na ny vavy, fa eo amin' ny fiandohan' ny volana Novambra, dia miova ho mena dorehitra ny volon' ny fodilahy, ka maharitra hatramin' ny faramparan' ny Marsa izany. Mandritra ny ririnina, dia matetika mamonjy any an' ala ny fody no mipetraka. Anisan' ny vorona mpanimba ny voly, fa indrindra ny vary, ny fody ka tokony hiadiana mafy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy A Sakalava word forming the first part of many compound words used as the names of birds, viz. two swifts, a pigeon, an ibis, a starling, a shrike, and a roller [Richardson 1885]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra fody

Teny iditra fitily
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy [Modal noun from mitily (tily).] in the name of a species of lemur [Richardson 1885]
 Coquerel's Dwarf Lemur (Mirza coquereli) (north of Ambanja) [Mittermeier: Lemurs]
Famaritana frantsay microcèbe de Coquerel (Mirza coquereli) (nord d'Ambanja) [Mittermeier: Lemurs]
Voambolana 
Anarana siantifika Mirza coquereli
Teny mitovy hevitra setohy ~ siba ~ tilitilivaha ~ tsiba
Tsanganana sy sary iray takila Ny Gidro

Teny iditra fitily (tily)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitily, izany hoe mikendry, na mizaha taratra, na mitsikilo [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitily (tily)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Kofehy taretra mena [Rajemisa 1985]

2014/01/22