Teny iditra fito
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enina ampiana iray: Misy andro fito ao anatin' ny herinandro
¶ Ilazana zavatra betsaka: Hanim-pito loha. [Rajemisa 1985]
  [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy seven. [Jav. pitu.] [Richardson 1885]
 seven [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay sept [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995, Hallanger 1974]
Famaritana iraisam-pirenena 7 [3.1]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Fifanampiana
Fampitomboana
Ohatra Fianakaviana iray nisy olona fito, maty daholo. [Andraina: Mitaraina, takila 107]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny fito ity (2): Ambatofitorahana, Ankilifito

2015/01/20