Teny iditra fitobaka (tobaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny rano mitobaka, na mitipy ka tafahoatra [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fitobahana

Nohavaozina tamin' ny 2009/10/27