Teny iditra fitobohana (toboka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay équilibre [1.13]
Ohatra Nony avy nampirimpirin-trano teo Rasoa, tsy nahandry ny fahatongavan' izy roalahy, ka indry nivoaka ny trano nihazo ny lalana andrefan-tanàna, nankany amin' ny tanim-pasika fitobohana horompotsy. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20