Teny iditra fitodihana (todika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihodinan' ny tena mihitsy: Nisy nanohina azy no nahatonga ny fitodihany tany amiko
Fiherehana any ivoho: Ny fitodihany no nahapotraka azy [1.1]

Teny iditra fitodihana (todika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampanarahana todika iray voafaritra mialoha [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Orientation [1.13]
Tovy hevitra fampitodihana ~ fitarihan-dalana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05