Teny iditra fitoerana (toetra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fipetrahan' ny zavatra iray, ny misy (ny zavatra iray voalaza) andavanandro: Eto no fitoeran' ilay bokiko, ka mahagaga fa tsy hitako eto ilay izy
Ao amin' ny vatana salama no fitoeran' ny saina salama
Toerana: Ataovy amin' ny fitoerana maina ireo voankazo ireo
Toerana omby hipetrahana: Omeo fitoerana kely eo aminareo eo izy
Zavatra ametrahan-javatra hafa: Fitoeran-dranomainty [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A place, a location [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Endroit, place [1.8]
 Emplacement, position, siège [1.13]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20