Teny iditra fitohoka (tohoka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomban' ny zavatra mitohoka, izany hoe mihandrona betsaka eo am-bavan-javatra, varavarana, sns...: Jereo izato fitohoky ny vahoaka eo am-baravarana [Rajemisa 1985]

2009/02/23