Teny iditra fitokiky (tokiky)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona mitokiky, izany hoe mamitsaka, mipetraka mijokaiky na manjonitra toa malahelo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20