Teny iditra fitokonana (tokona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihenahenana tsy mety miala amin' ny toerana misy ny tena: Nokapohina, novelezina: tsy nisy nampihontsona ny fitokonan' ilay omby izany [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy obstinacy [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay l'obstination, le motif, le lieu [Abinal 1888]
 entêtement [Hallanger 1974]

Teny iditra fitokonana (tokona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihenahenana tsy mety miasa: Efa naharitra hadimiana izao ny fitokonan' ny mpiasa amin' ny Paositra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a strike by laborers [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay grève des ouvriers [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31