Teny iditra fitoky (toky)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fomba entina mitoky, miantehitra, manana fitokiana [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitoky (toky)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fomba entina mitoky na mamosavy, mamorika [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitoky
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] fikiakiana, horakoraka, feo, kiaka [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2009/05/15