Teny iditra fitombo (tombo)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Toetran' ny zavatra na olona mitombo, mi [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   accroissement, croissance: Fitombon'ny taolana an-kalavana: croissance de l'os en longueur / Fitombon'ny taolana an-tsavaivo: croissance de l'os en épaisseur, en diamètre [SLP: Voambolana]
Fitovian-keviteny   fitomboana

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/09