Teny iditra fitomboana (tombo)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Faharorohana: Mampiaiky volana ny fitomboan' itỳ zaza itỳ; ny fitomboan' ny sain' itỳ zaza itỳ
¶ Fihalavana: Angaha tsy fantatrao ny fitomboan' ny andro amin' ny lohataona?
¶ Fihamaroana: Manao dingan-dava ny fitomboan' ny mponina amin' itỳ tanàn-dehibe itỳ
¶ Fisondrotana: Mampimenomenona ny vahoaka ny fitomboan' ny vidim-piainana [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   accroissement, croissance [SLP: Voambolana]
Fitovian-keviteny   fitombo
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2011/10/25