Teny iditra fitongalika (tongalika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomban' ny zavatra mitongalika, izany hoe miforitra ohatra ny masomby amin' ny rojo [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23