Teny iditra fitongilana (tongilana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mitongilana, izany hoe mirona, mihilana, miraika; firona, fihilana, firaika [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05