Teny iditra | fitono (tono) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mitono na manatsatsika zavatra anaty lelafo Azo atono: Tsy fitono ny vary [1.1] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fitono io | |
Fivaditsoratra | fitono, fotony |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |