Teny iditra | fitontona (tontona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fianjera midofotra, fidona amin-javatra: Tsy heno akory ny fitonton' ny iohany tamin' ny tany, nefa mahagaga fa nahavaky ny karandohany ny fianjerany [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |