Teny iditra fitopazana (topy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny fijerena kely miserana, fiantefan-javatra: Ny fitopazan' ny masony fotsiny teny amiko dia ampy nankahery ahy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05