Teny iditra fitoraka (toraka)
Sokajin-teny   anarana na tambinteny
Famaritana malagasy   Fomba entina mitoraka: Ihomehezan' ny ankizy ny fitorak' io kavia io
¶ Azo torahana: Misy vorona tsy fitoraka, hono [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitoraka (toraka)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   charm put on the horns of a fighting bull to ensure victory. [Richardson 1885]
Voambolana  

Teny iditra fitoraka (toraka)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   a gouge used in making canoes [Richardson 1885]
Voambolana  

Teny iditra fitoraka (toraka)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] tehin-dakana, firombaka hazandrano [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   In the provinces it means a spear. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   projectile [SLP: Voambolana]

2010/04/03