Teny iditra fitoreo (toreo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomban' ny olona na biby mitoreo, izany hoe manao feo mampahonena: Mba tsy tohako loatra ny mihaino ny fitoreon' izany vorona izany [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23