Teny iditra fitorovohana (torovoka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fipetrahana miarinarina amin' ny tany na eo ambony tsihy, ny lohalika atsangana misafosafo amin' ny saoka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20