Teny iditra fitosahana (tosaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitobahana betsaka indray mandeha; fahavakiana: Tsy hita holazaina ny fitosahan' ny voankazo eo an-tsena ankehitriny izao [1.1]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20