Teny iditra fitotoana (toto)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famotipotehana zavatra: Fitotoana kafe
¶ Fikosehana ny vary akotry hialan' ny hodiny: Ilana tanjaka ny fitotoam-bary [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31