Teny iditra fitotototo (totototo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitotototo, izany hoe mivezivezy manao dia maika manketsy mankeroa nefa tsy misy vokany toy inona [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fitotototoana

Nohavaozina tamin' ny 2009/10/27