Teny iditra | fitovanana (tovana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fisiana tovana na fanampiny eo ambaniny, fitohizana: Ny fitovanan' ny volony no mahalava ny azy [1.1] | |
Fivaditsoratra | fitavonana, fitovanana, voafantina, voafintana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |