Teny iditra | fitoviana (tovy) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fifanahafana, fifandraikana, tsy fahasamihafana: Misy fitoviana amin' izy roa lahy ireto [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Equality [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | égalité; ressemblance [1.8] | ||||
Ohatra |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/18 |