Teny iditra fitrabarana (trabaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Filentehana, fitsofohan' ny zava-maranitra ao anaty nofo na zava-malemy hafa: Ny fitrabaran' ny benitra eo amin' ny tratran' ny fahavalo [1.1]
Tovy hevitra fitrabahana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05