Teny iditra fitraka (traka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mitraka, izany hoe manarina ny loha hiatrana tsara: Mahafinaritra ny mijery ny fitrakan' ny miaramila rehefa manao matso [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20