Teny iditra | fitrena (trena) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fiman' ny omby: Ny fitrenan' ny omby Fifofofofon' ny riaka Fanaovana feo mampitahotra eo am-pahatezerana: Raiki-tahotra Ikoto nandreny fitrenan-drainy tezitra [1.1] | |
Fivaditsoratra | fanetry, fenitra, fitrena |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |