Teny iditra fitrifana (trifana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona na biby mitrifana, izany hoe tsy mipetraka tsara fa mirifatra atsy mirifatra aroa; fihavatravatra; fihoalahoala [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05