Teny iditra fitritratritrana (tritratritra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fipelipelehana sy fitsambikimbikinana manakotaba ny sasany: Tsy tohako ny fitritratritran' itỳ zaza itỳ fa roahy any io [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05